Mety hisy boky tsy misy mpanoratra ve? Koa nahoana no heverina fa tsy misy Mpamorona izao tontolo izao?
Mety hisy boky tsy misy mpanoratra ve? Koa nahoana no heverina fa tsy misy Mpamorona izao tontolo izao?
Zavatra rehetra voalamina manodidina antsika dia manondro saina…
ny finday, ny tetezana, ny boky… samy mila olona mamolavola azy avokoa. Tsy manondro ve izao tontolo izao sy izay rehetra ao anatiny fa misy Namorona azy?